Fomba fiasanay

Laboratoire, fa tsy ESN mahazatra

Mitady profil mahay mianatra haingana, mieritreritra mazava ary mamadika Data sy IA ho rafitra ilaina izahay.

  • Rigueur technique amin’ny Data, ML ary IA générative
  • Culture produit : miainga amin’ny besoin métier alohan’ny technologie
  • Fitiavana recherche appliquée sy systèmes en production
  • Fototra eto Madagasikara, ambition Afrika, Eoropa ary monde

Miorina eto Madagasikara, fiantraikany maneran-tany

Contrainte tena izy, data tsy lavorary ary budget voafehy no tontolo iasanay. Eo no ahitana rafitra IA tena matanjaka.

Candidature spontanée

Compétences sy appétences

Tsy mamoaka fiche de poste generic izahay. Lazao izay hainao, izay tianao halalinina ary izay tianao entina ao amin’i IA-nao.

01

Profil ML / IA

Tianao ny modely, data, évaluation, RAG, agents na ny passage prototype ho production.

02

Profil Stratégie Data / IA

Mahay mihaino métier, mametraka priorité use case, mandrafitra roadmap ary manazava compromis.

03

Profil hybride

Mifindra amin’ny produit, data, automatisation, développement ary relation client miaraka amin’ny sens du résultat.

Lazao anay ny momba anao

Zava-dehibe toy ny CV ny appétence-nao

Tianay ho fantatra izay tena tianao atao maharitra : recherche, build, client, pédagogie, automatisation, produit na industrialisation.

Candidature spontanée

Soraty aminay ny compétences, projets, appétences ary ny impact tianao haorina miaraka amin’i IA-nao.

Handefa candidature →

Handray vaovao IA ilaina

Fintina fohy momba ny data, agents IA ary tetikasa IA tena mandeha amin’ny production.