Ny ML End-to-End dia mandrakotra ny cycle manontolo: exploration data, prototypage rapide, design pipeline ML, deploiement cloud/hybride ary integration amin'ny processus metier.

Mifantoka amin'ny modely mitsitsy sy azo refesina izahay: forecasting varotra, maintenance predictive, scoring, automatisation decision ary edge AI.

Ny tanjona dia rafitra tena mitondra valeur amin'ny asa andavanandro.

Endri-javatra fototra

  • Prototypage rapide
  • Design pipeline ML
  • Deploiement cloud / hybride
  • Integration ML amin'ny processus metier
  • Monitoring sy fanatsarana mitohy

Fampiasana azo atao

Varotra: forecasting varotra sy fanatsarana stock

Indostria: faminaniana panne fitaovana

Serivisy: scoring, priorisation ary fanohanana fanapahan-kevitra

Jereo koa

Vahaolana hafa

01

Data Foundation

Tsy misy tetikasa IA matotra raha tsy misy fototra data mafy. Mandamina, manadio ary manankarena ny angonareo izahay, na...

Hamaky bebe kokoa →
02

IA Engineering

Ampidirinay ao anatin'ny processus metier ny LLM, agents IA autonomes ary automatisation intelligente, amin'ny fomba azo...

Hamaky bebe kokoa →
03

Strategie Data & IA

Fanohanana strategique feno: manomboka amin'ny audit data, mandalo formation, hatramin'ny fametrahana rafitra IA en prod...

Hamaky bebe kokoa →

Handray vaovao IA ilaina

Fintina fohy momba ny data, agents IA ary tetikasa IA tena mandeha amin’ny production.