Vahaolana
IA Engineering
IA generative, agents IA ary automatisation intelligente
Ny IA Engineering dia ny asa mampifandray modely sy rafitra tena mandeha amin'ny production.
Mametraka LLM open-source toy ny Mistral sy Llama miaraka amin'ny RAG izahay, mivantana amin'ny infrastructure anareo. Tsy mivoaka ny ecosystem anareo ny data confidential.
Manamboatra agents IA autonomes mahavita asa sarotra sy workflow automatises amin'ny n8n na Make ihany koa izahay, hampifandray CRM, ERP, email ary fitaovana metier amin'ny IA.
Tsy copier-coller ChatGPT. IA proprietaire, natao ho anareo.

Endri-javatra fototra
- ERP Copilot sy assistants metier
- Agents IA autonomes sy conversationnels
- Automatisation comptable
- Assistant commercial réseaux sociaux
- Tanjona lavitra: LLM malagasy
Fampiasana azo atao
Finance: automatisation comptable
ERP: manamora ny fampiasana fitaovana interne
Varotra: assistant commercial amin'ny LinkedIn, Facebook ary réseaux sociaux
Jereo koa
Vahaolana hafa
Data Foundation
Tsy misy tetikasa IA matotra raha tsy misy fototra data mafy. Mandamina, manadio ary manankarena ny angonareo izahay, na...
Hamaky bebe kokoa →ML End-to-End
Avy amin'ny prototype ho fampiasana tena izy: forecasting, maintenance predictive, design pipeline ML, deploiement cloud...
Hamaky bebe kokoa →Strategie Data & IA
Fanohanana strategique feno: manomboka amin'ny audit data, mandalo formation, hatramin'ny fametrahana rafitra IA en prod...
Hamaky bebe kokoa →