Vahaolana
Data Foundation
Angona marina hamelomana ny IA
Ny Data Foundation no fototry ny tetikasa IA rehetra.
Manampy ny orinasa hanangana fotodrafitrasa data matanjaka izahay: ingestion avy amin'ny loharano maro, fanadiovana, fandaminana ary governance.
Manana fahaiza-manao manokana amin'ny data synthetique izahay. Rehefa tsy ampy na tsy misy ny data tena izy, dia mamorona data azo ampiasaina hanombohana haingana ny tetikasa IA.
Manolotra Data Labeling sy annotation amin'ny ambaratonga lehibe ihany koa izahay, miaraka amin'ny ekipa eto Madagascar.

Endri-javatra fototra
- Ingestion sy fandaminana data avy amin'ny loharano maro
- Famokarana data synthetique
- Annotation sy Data Labeling (RLHF)
- Data governance sy kalitaon'ny data
- Ekipa manokana eto Madagascar
Fampiasana azo atao
Startup IA: fananganana dataset hampiofanana modely
Orinasa: fanadiovana sy fandaminana base efa misy
Fikarohana: data synthetique ho an'ny training
Jereo koa
Vahaolana hafa
ML End-to-End
Avy amin'ny prototype ho fampiasana tena izy: forecasting, maintenance predictive, design pipeline ML, deploiement cloud...
Hamaky bebe kokoa →IA Engineering
Ampidirinay ao anatin'ny processus metier ny LLM, agents IA autonomes ary automatisation intelligente, amin'ny fomba azo...
Hamaky bebe kokoa →Strategie Data & IA
Fanohanana strategique feno: manomboka amin'ny audit data, mandalo formation, hatramin'ny fametrahana rafitra IA en prod...
Hamaky bebe kokoa →